Entry (1/3) | 1 anaty |
Root | 2 aty |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Hendry anaty toa samoina [1.1] |
Explanations in French |
5 interne [1.8] 6 intrinsèque, intérieur [1.13] 7 interne: Aretina anaty (Maladie interne) [1.3] 8 interne: Akanjo anaty (Sous-vêtement) [1.5] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Entry (2/3) | 13 anaty |
Root | 14 any |
Part of speech | 15 preposition |
Explanations in Malagasy |
16 Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Ao anatin' ny tratra no misy ny fo [1.1] |
Explanations in English |
17 inside [1.7] |
Explanations in French |
18 dans, au dedans, parmi, inclus: Ao anaty vata (anatin' ny vata) ny satroka (Le chapeau est dans la malle) ~ Hankany aminareo aho anatin' ny herinandro (J'irai vers vous dans la semaine) [1.3] 19 dans, au-dedans, parmi [1.5] |
Vocabulary |
20 Space |
Morphology |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Tables and plates |
26 All the prepositions |
Entry (3/3) | 27 anaty |
Root | 28 any |
Part of speech | 29 adverb |
Explanations in English |
30 inside [1.7] |
Explanations in French |
31 intérieurement: Mihomehy anaty (Rire, se moquer intérieurement) [1.3] 32 intérieurement [1.8] 33 intérieurement: Mihomehy anaty (Rire intérieurement) [1.5] |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Tables and plates |
39 All the adverbs |
Anagrams | 40 anaty, atany |
Updated on 2023/01/20 |