Entry (1/3) | 1 erỳ |
Part of speech | 2 adverb |
Explanations in Malagasy |
3 Milaza toerana lavidavitra taza-maso tsara ka tondroina, mifamaly amin' ny arỳ raha tsy taza-maso fa takona: Erỳ ambonin' ny tendrombohitra no misy ny tranonay. (Arỳ ambadiky ny tendrombohitra arỳ no misy ny tanànan-dry Naivo) 4 Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1] |
Explanations in English |
5 there quite far away (in sight) [1.7] |
Explanations in French |
6 là-bas assez loin, visible [1.8] |
Examples |
7 ery no fanasanay lamba. [2.470] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Tables and plates |
14 All the adverbs |
Entry (2/3) | 15 ery |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 Ilazana fanaovana izay hahatakona, fisitrihana tsy ho hita [1.1] |
Explanations in French |
18 l'état de ce qui est caché, dérobé à la vue [1.3#129] |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 23 erỳ |
Part of speech | 24 adjective |
Explanations in Malagasy |
25 Entina manamafy izay lazaina; tokoa: Mahafinaritra erỳ izany mitsotsotra etỳ ambony ahi-maitso [1.1] |
Anagrams | 26 ery, erỳ, rey, ery, erỳ, rey |
Updated on 2023/12/20 |