Entry | 1 tsinay homana aty |
Elementary words | 2 tsinay, homana, aty |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza olona mifamely na mifanimba nefa mpihavana na mpisakaiza izao, olona mamely ny havana akaiky, ny iray tampo, ny ankohonana iraisana [1.1] |
Updated on 2023/05/19 |