Entry | 1 eto |
Part of speech | 2 adverb |
Explanations in Malagasy |
3 Milaza toerana tokana eo amin' ny misy ny tena mihitsy, mifamaly amin' ny ato raha tsy taza-maso, ary mifanohitra amin' ny ety kosa, fampiasa raha toerana malalaka no lazaina: Mijanona eto an-trano ianao. (Mipetraha ato an' efitra atsimo. / Mahafinaritra ny monina etỳ ambanivohitra). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1] |
Explanations in French |
4 ici [1.3, 1.5] 5 dans l'endroit où on se trouve [1.3] 6 là [1.5] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Tables and plates |
13 All the adverbs |
Anagrams | 14 eto, teo, toe- |
Updated on 2023/10/28 |