|
|
|
|

Entry1  ati-trano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  ny toerana voahodidin' ny rindrina, dia ny efi-trano, ets., izany [1.10]
Explanations in English  4  the inside of a house [1.7]
Explanations in French  5  l'intérieur d'une maison [1.8]
Examples  6  Simenitra koa ny atitrano fa tsy mba tsihy. [2.332#]
7  Maizina sy mangaihay ny atitrano noho ny fahalanian' ny lahin-jabora manentona toa hena. [2.470#]
Elementary words  8  aty, trano

Updated on 2023/05/23