Entry | 1 tatỳ |
Part of speech | 2 adverb, past form [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Endriky ny mpamaritra "Atỳ" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana malalaka iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Be ala tatỳ Madagasikara taloha |
Examples |
4 [2.470] Kanjo dia ny famelana azy ireny tanteraka no nandraisan' ny vavy ny teniny taty aoriana. 5 [2.472] Izao aza angaha tonga taty aho, raha tsy notantanan' I zanako lahy ity! |
Elementary words | 6 t~, atỳ |
Phytonyms |
|
Anagrams | 8 taty, tatỳ, tita |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |