Entry sodina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana
Maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba [1.1]
Explanations in English A flute [1.7]
Explanations in French Flûte [1.8]
Examples Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany. [2.470]
Vocabulary 
Compound words 
hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs 
Article 

Entry sodina
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsileo, Merina, Tanala] Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau. [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/03/19