Entry antsiva
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Anjombona atao amin'ny akorandriaka [1.78]
  [Tanala] Anjombona na anjomara fanairana na filazana [1.78]
  [Bara, Tanosy] Anjombona [1.78]
 Anjombona vita amin' ny akorandriakan-dranomasina, fampiasan' ny any amorontsiraka indrindra mba hamory fokonolona. Manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno koa ny antsiva amin' ny foko sasany: sambatry ny Antambahoaka, antsan-tromba, baheza... [1.1]
Explanations in English A shell which is blown in following the petty sovereigns in the provinces, or to assemble the people. Same as angaroha, and anjombona. [1.2]
 A bugle made from a conch shell [1.7]
Explanations in French Cor d'appel fait d'une conque marine [1.8]
Examples Rahefa izany, dia noraisiny ilay antsiva teny aminy ka notsofiny inefatra toy ny taloha; [2.357]
Vocabulary 
hyperonym 
Co-hyponyms 
Analogs  anjomara ~ anjombona ~ bingona

Entry antsiva
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Anjomaso [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/03/19