Explanations in Malagasy | Zavatra mafy sady mavesatra hita ao anaty tany, izay lazain' ny mpahalala fa avy amin' ny fanjarian' ny afo, tany am-boalohany, ho vongana: Tany be vato i Madagasikara afovoan-tany Potik' io voalaza eo ambony: Vary be vato Ireo toko alahatra amin' ny fanaovana kilalao sasany, toy ny fanorona, katra, dama: Vatom-panorona Ireo vy na varahina fandanjana efa misy rahateo ny mariky ny lanja: vato-mizana
Isa azo amin' ny fifidianana: Nitovy ny vato azon-dRakoto sy Rabe tamin' ny fifidianana farany |
Morphology |
Simple : |
vato,
vatoko,
vatonao,
vatony,
vatontsika,
vatonay,
vatonareo,
vaton',
vaton-,
vatom- |
Prefixed : |
-bato,
-batoko,
-batonao,
-batony,
-batontsika,
-batonay,
-batonareo,
-baton',
-baton-,
-batom- |
|