|
|
|
|

Entry1  vato torahana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra
Elementary words  4  vato, torahana
Synonyms  5  vato filokana, vato tsipazana

Updated on 2024/12/10