|
|
|
|

Entry1  orimbato
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  vato atsangana ho fahatsiarovana 4  vatolahy [Taisaka] [1.78]5  Vato naorina ho toy ny fanamarinana ny fahavitan-javatra iray inhibe toy ny fifanekena, fifampivarotana...; izay mivadikany fanekena aty aoriana dia antsoina hoe "nitsoaka orimbato" 6  Vola nomena ny fokonolona ka napetraka tao amin' ny tahirim-bolan' ny fokonolona raha nisy raharaha lehibe natao teo anoloan' ny fokonolona, toy ny fananganan-jaza, fanarian-jaza, sns..., ka io vola io no heverina ho fanamarinana ny nahavitan' ny raharaha, izay nolazaina fa "vita orimbato" [1.1]
Explanations in English  7  a mark, a token, an obelisk, a memorial of any settlement or agreement, proof, a stone of witness; lit. stone setting up. [1.2]
Explanations in French  8  pierre qu'on érige pour rappeler un évènement, et surtout pour confirmer une concession, une convention, une délimitation de terrain 9  argent qu'on donne aux témoins pour confirmer un contrat [1.3]
Examples  10  Andriananiboninolona nahazo orimbato roa tamy ny Ralambo: [2.48]
Elementary words  11  orina, vato
Titles 
Proverbs  13  Proverbs containing the word orimbato

Anagrams  14  ambotrio, orimbato, taimboro

Updated on 2023/08/11