|
|
|
|

Entry1  karangana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazam-bato mafy nefa malia ary marirandrirana ny zorony: Vato karanana
Examples  4  [2.470#] Tsaroany tsara ilay renibeny hany sisa nitaiza azy ka mpampilalao azy vato karangana sy valala ambolo eny antokotany.
Synonyms  5  karanana
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  15  karananga, karangana, nangaraka

Updated on 2025/01/21