|
|
|
|

Entry (1/4)1  tsangambato
Elementary words  2  tsangana, vato
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Vato ajoro ho fahatsiarovana miaramila maty an' ady tany lavitra ka tsy hita ny taolambalony [1.1]
5  vato lehibe ajoro ho fahatsiarovana ny olona maty tany an' ady na noho antony hafa ka tsy hita ny taolambalony [1.62]
Explanations in English  6  a gravestone, cenotaph, tombstone; a stone set up on end as a memorial of some event [1.2]
7  a monument [1.7]
Explanations in French  8  pierre ou monument commémoratif [1.8]
Examples  9  Vorodamba efa tontan' ny ela no misarona ilay tsangambato (A. Rajon)]
10  lo no tsangambato tsy levona mariky ny nanapahan' ny Hova azy. [2.499]
11  Maro ny tsangambato navelany izay ataon' ny olona hoe Vatonkimosy. [2.508]
12  Nanorina tsangambato teo akaikin' Ambaiboho, teo amin' ny moron' i Sahabe, ny mponin' Antsihanaka atsimo, ho fahatsiarovana ireo mpiray tanindrazana aminy namoy aina tao amin' ilay renirano manan-tantara. [2.472]
Synonyms  13  vatolahy
Titles 
Illustrations 
15 

Entry (2/4)16  tsangambato
Elementary words  17  tsangambato
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  Zavatra tokony hotsarovana, asa mendrika hotadidina, andro lehibe na malaza tsy hohadinoina [1.1]
20  asa mendrika hotadidina sy hotsarovana mandrakariva, andro manan-daza tsy tokony hohadinoina [1.62]
Examples  21  Ny boky no tsangambato avelan' ny mpanoratra ho an' ny taranaka [1.1|1.62]

Entry (3/4)22  Tsangambato
Part of speech  23  name (book title)
Explanations in French  24  Pendant son incarcération, [Randriamaromanana] a écrit un livre Tsangambato, où il laisse des conseils, des réflexion sur la philosophie malgache, sur le pouvoir, la culture. Cet ouvrage est encore inédit. [1.59]
Vocabulary  25  Literature: books
Author  26  Randriamaromanana Albert

Entry (4/4)27  Tsangambato
Root  28  tsangana
Elementary words  29  tsangana, vato
Part of speech  30  name (toponym)
Vocabulary  31  Geography: towns
Tables and plates  32  Full list

Anagrams  33  Tsangambato, tsangambato, Tsangambato, tsangambato

Updated on 2023/08/17