|
|
|
|

Entry1  haram-bato
Elementary words  2  harana, vato
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  vatolampy [Taifasy] [1.78]
5  hantsambato [Sihanaka] [1.78]
Explanations in English  6  [vato, a stone.] a huge prominent rock, a rocky place. [1.2]
7  a large rock, a protruding vein of rock [1.7]
Explanations in French  8  grand rocher [1.8]
Examples  9  harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499]

Updated on 2024/01/12