|
|
|
|

Entry (1/4)1  vatolahy
Elementary words  2  vato, lahy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  tsangamBAto [Bara] [1.78]
5  Vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana [1.1]
6  tsangambato naorina ho fahatsiarovana [1.13]
Explanations in French  7  Longue pierre dressée sur un tombeau, ou sur une hauteur, au bord d’une route, avec inscription commémorative [1.3#817]
8  stèle, pierre levée [1.13]
Examples  9  Teo am-pitsanganana, nitsirika ireo vatolahy valo izy. [2.270]
10  Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo? [2.499]
Synonyms  11  vato mitsangana, tsangambato
Titles 
Illustrations 
13 

Entry (2/4)14  vatolahy
Part of speech  15  noun
Explanations in French  16  lave solidifiée en colonne prismatique [1.13]
Vocabulary  17  Geology
Illustrations 
18 

Entry (3/4)19  Vatolahy
Elementary words  20  vato, lahy
Part of speech  21  name (toponym)
Vocabulary  22  Geography: towns
Tables and plates  23  Full list

Entry (4/4)24  Vatolahy
Elementary words  25  vatolahy
Part of speech  26  name (book title)
Vocabulary  27  Literature: books
Author  28  Rabetsimandranto Fidelis-Justin

Anagrams  29  tavolahy, Vatolahy, vatolahy, tavolahy, Vatolahy, vatolahy

Updated on 2024/08/26