|
|
|
|

Entry1  vatosanga
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazam-bato rehefa dorana 150° mivoadrano ary tonga sokay malemy volo na platra
4  [1.13] vato fanamboarana platira
Explanations in French  5  [1.13] gypse, pierre à plâtre
Examples  6  [1.369#] Fotoana ela no nipetraka teny ny fianakaviana nivelona tamin' ny fanaovana ny asa ambanimbany tao an-tanĂ na, na tamin' ny fitrandrahana vatosanga sy ny asa fambolena manaraka ny fizaran-taona.
Vocabulary  7  Geology
Elementary words  8  vato, sanga
Synonyms  9  alabaritany

Updated on 2024/12/26