Entry | 1 vatokaranana |
Elementary words | 2 vato, karanana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Karazam-bato mafy sy mangarangarana [1.1#1018] 5 singa iray ao amin'ny taharon'ny granitra [1.13] |
Explanations in French |
6 quartz [1.13] |
Examples |
7 ary nony voa fehy mafy tsara, dia alaina ilay tainomby no volavolaina atao lahinjiro, dia aorina analy ny lovia, dia tohanany ny vatokaranana; [2.48] |
Vocabulary |
8 Geology |
Synonyms | 9 koartsa |
Other spellings | 10 vatoharanana |
Updated on 2023/04/13 |