|
|
|
|

Entry1  vatosoa
Elementary words  2  vato, soa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Karazam-bato sarobidy noho ny hasoany [1.1]
Explanations in English  5  a precious stone [1.7]
Explanations in French  6  pierre précieuse [1.8]
Examples  7  Dia mandray ampingarabolamena feno vatosoa mamirapiratra fatratra. [1.437#]
Vocabulary  8  Geology
Article  9  Randzavola: vatosoa ao amin' ny Baiboly

Anagrams  10  vato osa, vatosoa

Updated on 2023/07/26