|
|
|
|

Entry1  riam-bato
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny rano mivarina amin' ny haram-bato
Examples  4  [2.499#] Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany.
Elementary words  5  riana, vato

Anagrams  6  ambotria, itambaro, riam-bato

Updated on 2025/01/21