|
|
|
|

Entry (1/2)1  tovona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza fanampin-javatra eo ambony na eo anoloana; fanampin-javatra mba hahavo azy [1.1]
Explanations in French  4  ajoutage, addition [1.3#737]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :

Entry (2/2)10  tovona
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  Kian-teny kely atohy eo aorian' ny fototeny: Ny tovona "man" dia matetika midika hoe manao ~ Asiana tovana "ina" matetika ny fototeny dia tonga matoantenin' ny iharana, toy ny hoe: laza / lazaina [1.1]
13  tsirinteny fanao eo anoloan'ny fototeny [1.13]
Explanations in French  14  Les préfixes qu'on trouve dans la composition des racines secondaires sont nombreux; s'ils sont terminés par n, ils se combinent avec la racine primaire selon les règles de combination. Voici les préfixes qu'on rencontre le plus souvent:
an~ anjara, anjaika, ambadika
bo~ boraraka, borera, bosesika
fi~ filoha, firitsoka, fisoko
fo~ forehitra, foretsika, forofotra
ha~ hadio, harisika, harefo
>ka~ kanosa, kambavy, kanonta
ki~ kirazorazo, kifafa, kilalao
ko~ kodedika, kofehy, koletaka
mo~ mokoko
sa~ sabaka, safelika, sahato
san~ sangodina, sangazona, sampotina
tan~ tangorona, tamberina, tangazona
to~ tohenjy, toletsy, tokalo
tsin~ tsingerina, tsinjara, tsimbadika
vo~ vozezika, vozihitra
za~ zatovo, zalahy
[1.12]
15  préfixe [1.13]
16  affixe [1.66.fr#14]
Vocabulary  17  Linguistics
Analogs  18  tovana, tozana, fanampy, tamby, sanda
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word tovona
Tables and plates  21  All the affixes

Anagrams  22  avonto, tovano, tovona, vatono

Updated on 2023/05/23