|
|
|
|

Entry (1/2)1  tamberina
Root  2  verina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Entina milaza ny olona mandeha, dia miverina; ny lasa kely dia tonga indray
5  Entina milaza koa ny mihodinkodina eo an-toerana ihany, na ny fivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana. [1.1]
Explanations in French  6  action d'aller et venir, de tourner et de retourner, de rôder [1.3#657]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 
Titles 

Entry (2/2)14  tamberina
Root  15  verina
Part of speech  16  noun
Explanations in French  17  rendement [1.13]
Compound words 

Updated on 2023/05/19