Entry (1/2) | 1 zalahy |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny ilazan' ny tovolahy ny tovolahy tahaka azy, ka fomba roa no ampiasany azy: 1) enti-miantso: Andeho hiasa, ry zalahy a! 2) ilazana ny hala, ka ambara amin' izany fa tsy ao anatiny ny tena: Ry zalahy no nanao an' io koah! ~ Lazain-dry zalahy fa ... |
Explanations in English |
4 [1.7] you (plur.) used between men |
Explanations in French |
5 [1.8] vous (se dit entre hommes) |
Examples |
6 [2.69] Matavy tsy afahy, zalahy! 7 [2.472] Nosarahin-dry zalahy ny mpiady. |
Root | 8 lahy |
Tables and plates |
9 All the pronouns |
Entry (2/2) | 10 zalahy |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 [1.78] [Tanosy]
olona fanalolahy |
Anagrams | 13 hilaza-, zalahy |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |