|
|
|
|

Entry1  kilalao
Root  2  lalao
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako
5  Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny
6  Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy [1.1]
Explanations in English  7  a toy, a plaything; play; theatricals [1.7]
Explanations in French  8  jouet; jeux, divertissements [1.8]
Synonyms  9  tsilalao
Other spellings  10  kilaolao
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word kilalao
Illustrations 
13 

Anagrams  14  alikola, kilalao

Updated on 2023/01/20