Entry (1/2) | 1 tovana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza fanampin-javatra ao ambany na eo aoriana; ny atohy na anampy amin' ny zavatra iray mba hahalava na hahafeno azy amin' ny ilana azy: Asio tovana io tady io fa fohy loatra [1.1] 4 Fanampìn-javatra mampitombo ny halavana [1.13] |
Explanations in English |
5 An addition at the end [1.7] |
Explanations in French |
6 Ajoutage, ce qu’on ajoute en superposant, en allongeant, eu nouant [1.3#736] 7 Rallonge [1.13] 8 Rallonge: ce qu'on ajoute à la fin [1.8] |
Examples |
9 Atolotra hodinihin' ny Vaomieram-pirenena misahana ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny famatsiam-bola ny fanaovana politika, ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny tovana samihafa mifandraika amin' izany. [4.27#2006/08/25] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 11 tovana |
Part of speech | 12 noun |
Vocabulary |
13 Linguistics |
Explanations in Malagasy |
14 Tsirinteny ao aorian'ny fototeny [1.13] |
Explanations in French |
15 Suffixe [1.8, 1.13] 16 Affixe [1.66.fr#14] |
Derivatives |
|
Tables and plates |
18 All the affixes |
Anagrams | 19 antova, tanavo, tavano, tavona, tovana, vanato, vatano |
Updated on 2023/02/10 |