|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsofoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1]
4  tsirinteny atsofoka ao anelanelan'ny fototeny ka mampihena na mampitombo ny heviny [1.13]
Explanations in French  5  Les principaux infixes qui entrent dans la composition des racines secondaires sont:
~ar~tsarapaka, karepoka
~in~hinana, finaritra
~om~homehy, tomany
~or~tsoropaka, ngorodona

6  Autres infixes:
~in~finidy (fidy)
~n~inty (ity)
~re~ireo (io)
~za~izatsy (itsy)
[1.12]
7  infixe [1.13]
Examples  8  Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko. [2.643]
Vocabulary  9  Linguistics
Synonyms  10  sisika
Tables and plates  11  All the affixes

Entry (2/2)12  tsofoka
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  Fidirana ao anatin' ny...; fandrosoana ho ao afovoan' ny... [1.1]
Explanations in French  15  encastrement [1.13]
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :

Updated on 2022/03/31