Entry | 1 anjaika |
Root | 2 zaika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fahavoriana lehibe manetriketrika iraratana amin' ny haingo; lanonana. [1.1] |
Explanations in English |
5 a concourse of people splendidly arrayed, as on occasions of public rejoicing. [1.2] |
Explanations in French |
6 réunion solennelle, réception [1.8] |
Examples |
7 Tovolahy nikoizana tamin' ny bikany sy ny tarehiny izany, ry Sahondra, ka toy ny lanonana tsy hary fomba ny anjaika tsy nahitana azy, ary noho izany dia nifandrombahan' ny fianakaviana teto amin' ny renivohitra ny nifanerasera taminy. [2.529#] |
Derivatives |
|
Anagrams | 11 anjaika, ijakana |
Updated on 2023/04/05 |