|
|
|
|

Entry1  forofotra
Root  2  rofotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetran' ny hoditra mivotrovotro voan' ny bontsimbontsina kely madinika
5  Bontsimbontsina kely madinika, votrovotro: Forofo-nendra ireny amin' ny tarehiny ireny
6  Rakotra bontsimbontsina kely madinika, rakotra votrovotro [1.1]
7  mandrotsindrotsina amin'ny hoditra mariky ny fisehon'ny aretina ety ivelany [1.13]
Explanations in English  8  a kind of scabies which rises in small thick pimples. [1.2]
Explanations in French  9  éruption, bouton [1.13]
Vocabulary  10  Health
Derivatives 
11  Adjectives :
Synonyms  12  kilo

Updated on 2020/07/31