Entry | 1 tsinjara |
Root | 2 zara |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fizarana zavatra hitsitokotoko, fizarana zavatra efa voasaratsaraka 5 Fivarotan-javatra mitsipotinka fa tsy ambongadiny [1.1] |
Explanations in French |
6 action de détailler, de partager en lot [1.5#313] |
Examples |
7 Sorena moa izany, sady vita teo koa ny karenjy, fa niverenana indray ny tsinjara siramamy sy ny fatra solitany. [2.4#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/07/08 |