|
|
|
|

Entry1  safelika
Root  2  felika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  fiolahana na fihodinana avy amin' ny indrany, fa tsy mamantana mahitsy; fandeha miolika na miolaka na misompirana aloha vao mihodina sy mizotra [1.10]
5  Fandehanana any ambadika, fanaovana ankodina fa tsy manatrika
6  Famelezana avy any ivoho fa tsy eo anoloana: an-tsafelika no namelezan' ny fahavalo
7  Olakolaka, olikolika tsy mivantana: tsy tsara ny manao safeli-teny fa aleo milaza mivantana [1.1]
Explanations in French  8  détours [1.3, 1.5]
9  tours, circuits faits avec la main, le bras, les pieds, des cordes, cirduits faits dans la marche
10  action de faire des circuits pour surprendre, pour arrêter
11  ruses, ambages, circonlocutions, allusions [1.3]
12  action de surprendre par des détours [1.5]
Examples  13  Tsy inona io, fa ny fahaizany mananatra amin' ny alalan' ny safelika an-teny. [2.245#]
Morphology 
14  Simple :
15  Prefixed :
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  23  Proverbs containing the word safelika

Anagrams  24  fiselaka, safelika

Updated on 2023/10/02