Entry (1/2) | 1 feno |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Misy zavatra ao anatiny manontolo, misy rano hatramin' ny morony, henika, himpona: Feno olona ny tsena / Feno rano ny siny [1.1#284] |
Explanations in English |
4 [Opt. Imp. feno'a.] Full, complete. [Mal. pa'nuh, Sans. purna.] [1.2] 5 full, complete [1.7] |
Explanations in French |
6 plein, complet [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 13 Feno hika, feno hipoka, feno hizina, feno mihintsana, feno mitipitipy, feno mitihitihika, himpona, tsepoka, tsipoka, hivoka, tsentsina, fempina, tampina, mamotsentsina, hifotra, mifatratra, tomefy, tototra, miangoango, feno miatiaty, midibadiba, feno mibinabina, mizihitra, mivozihitra, mizihizihy, miziniziny, mizetra, mitafotafo, tonga fatra, somafatra, safomorona, avo loha, mihoa-pefy, dabadabaka, diby, hotsaka, vonto, ampoka, safotra, mangeniheny, manjepizepy, somaba, safononoka, diboka, heraka, henika, lelika |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word feno |
Entry (2/2) | 26 feno |
Part of speech | 27 noun |
Explanations in Malagasy |
28 sery (aretina) [Tanosy]
[1.78] |
Vocabulary |
29 Health |
Proverbs | 30 Proverbs containing the word feno |
Anagrams | 31 feno, fone |
Updated on 2023/12/10 |