|
|
|
|

Entry1  diboka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Difotra ao anaty rano, na sarona tsy misy miseho: Dibo-drano ny tanimbary
4  Feno: Dibokafaliana ny fonay amin' izao fahatongavanao izao [1.1]
Explanations in English  5  full, crowded, covered, as with water [1.2]
Examples  6  Fa diboka ny fahoriana ny fanahiko; [2.996#]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
Compound words 

Anagrams  12  bodika, diboka, kidabo

Updated on 2023/10/24