Entry (1/3) | 1 vonto |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Lena hatrany anaty, lena tanteraka: Vonton' ny ranonorana ny akanjony 4 Tanteraky ny...: Vonton' ny hatsiaka aho izany 5 Hontsa: Vonton-kafaliana ny fony ~ Vonton' alahelo izy nahita ny zanany maty teo am-pofoany ~ Vonton' ny fitiavana an' Andriamanitra 6 Feno tanteraka: Rano vonton-tsiramamy ~ Vonton' ny fampianaran' i Mao izy 7 Lao, boboka: Vonton' ny anatrao aho fa aoka izay 8 Sosotra, letra: Vonto ny foko isaky ny mahita azy [1.1] |
Explanations in English |
9 swollen; soaked [1.7] |
Explanations in French |
10 enflé; trempé, imbibé [1.8] |
Examples |
11 Nirotsaka ny ranomasony, dia nafenin' ny tànany roa ny tavany vonto. [2.5#73] 12 Eny àry, ry ise, hoy izy namafa mosara ny masony vonto ranon' ny fihomehezana. [2.4#49] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 18 vonto |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 vay [Sihanaka]
[1.78] |
Explanations in English |
21 a swelling [1.7] |
Explanations in French |
22 enflure [1.8] |
Vocabulary |
23 Health |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 25 vonto |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in French |
27 ( ?) Rochon, p. 313 de son « Voyage aux Indes » écrit « bontou » : arbre dont la racine teint en jaune ; il croît au bord de l'eau ; sa feuille est épaisse et par paires. Le sens général de vonto : enflé, gonflé, imbibé d'eau ou de liquide, renvoie à une espèce très aqueuse, peut être une Mélastomatacée ? Chapelier parle aussi de cette espèce à propos des techniques de teinture. [1.196] |
Vocabulary |
28 Botany |
Updated on 2020/07/31 |