Entry | 1 himpona |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpona ny tokotany 4 Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpona ny isan' ny mpianatra [1.1] |
Derivatives |
|
Other spellings | 6 himpina |
Analogs | 7 feno hika, hipoka, hivoka, hiboka |
Anagrams | 8 himpona, nahim-po |
Updated on 2020/07/31 |