|
|
|
|

Entry (1/2)1  tampina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Voasarona, mikombona, voakombona: Ela ny ela ka tampina ilay vava fery
4  Voatsentsina ka manjary feno ny loaka na ny lavaka: Tampina haingana ilay loaka tamin' ny lakana ka tsy niditra firy ny rano
5  Misy zavatra misakana, ka tsy afa-mandeha na mivoaka ny rano na ny rivotra, fempina: Tampina ny lakandrano
6  Zavatra entina manentsina ny hirika, ny loaka: Niala ilay tampina natao tamin' ny varavarankely tsisy fitaratra ~ Asio tampina ity akanjo ity fa loaka [1.1]
Explanations in English  7  plugged, corked [1.7]
Explanations in French  8  bouché [1.3#662, 1.8, 1.13]
9  obstrué [1.3#662, 1.8]
10  fermé
11  ce qui bouche, obstrue, un morceau d'étoffe servant à boucher le trou d'un habit, action de boucher: Asio tampina ity pataloha ity, fa loaka (Mettez un morceau d'étoffe à ce pantalon pour boucher ce trou) [1.3#662]
12  fermé, cicatrisé en parlant d'une plaie
13  (de tampina). Nom d'une plante qu'on applique sur les blessures pour en faciliter la cicatrisation. Voir aussi tampinangatra. [Sakalava] [1.196]
14  [Tsimihety]
Examples  15  Rahefa tampina ny masoko, dia nandeha indray ny fiarakodia. [2.471#57]
16  Izany fitafiana rehetra izany, na ny ambony na ny ambany, dia samy nisy tampina avokoa. [2.4#67]
Vocabulary  17  Health
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
20  Names :
21  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)23  tampina
Part of speech  24  noun
Explanations in French  25  [1.196]
Vocabulary  26  Botany: medicinal plants

Anagrams  27  mpitana, tampina

Updated on 2024/10/14