Entry | 1 mivozihitra |
Root | 2 vozihitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mivonto be toa mibontsina mihitsy ny fijery azy [1.1] |
Explanations in French |
5 se gonfler, être gonflé 6 avoir des embarras gastriques, se dit de l'estomac 7 avoir des flatuosités, se dit du ventre [1.3#864] |
Examples |
8 Na ny be omby an-kijana na ny tokana am-pahitra nitondra fangirifiriana tamin'i Lekodia sy niantoka io taviny mivozihitra io. [2.895#] |
Vocabulary |
9 Health |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |