|
|
|
|

Entry (1/2)1  tototra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Nasiana zavatra ka feno tanteraka: Efa tototra ve ilay lavaka ao atsimontrano?
4  Feno, rakotra, lelika: Tototry ny antsanga ny tanimbarinareo ~ Tototry ny alahelo ~ Tototry ny voninahitra
5  Poritra: Tototry ny fanompoana ny vahoaka ka mimenomenona [1.1]
Explanations in English  6  filled; covered with earth [1.7]
Explanations in French  7  comblé, couvert de terre [1.8]
Examples  8  tototra tsikelikely teny ny saha rehetra. [2.472]
9  Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga. [2.117]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Proverbs  15  Proverbs containing the word tototra

Entry (2/2)16  totòtra
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  Fanetsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy hatrany tsy misy madilana; filefahan' ny hozatra. [1.1]
Explanations in French  19  Secousses qu’on fait subir au fil pour l’égaliser
20  figuré: détente des nerfs [1.3#736]
Derivatives 
21  Active verbs :
22  Passive verbs :
23  Relative verbs :
24  Names :
25  Adjectives :

Anagrams  26  tototra, totòtra, tototra, totòtra

Updated on 2023/02/24