Entry | 1 tsentsina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra entina hanampenana loaka na vava lavaka na vava tavoahangy, tampina: Afaka ny tsentsin-tavoahangy 4 Misy zavatra manampina: Tsentsina ny fantsona ka tsy mandeha ny rano 5 Misy zavatra misakana: Tsentsina ny lalana 6 Feno dia feno: Tsentsina ny tranonay 7 Tototra: Tsentsin' ny raharaha aho ka tsy afaka handray olona. [1.1] |
Explanations in French |
8 bouché [1.13] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/06/19 |