|
|
|
|

Entry1  tsepoka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Feno hipoka, mitafotafo, avo loba: Tsepoky ny vary ny sobika / Tsepoky ny mpiangona ny trano fiangonana rehefa fety lehibe
4  Feno, tototra: Tsepoky ny vola sa tsepoky ny voninahitra no tianao ? [1.1]
Derivatives 
5  Passive verbs :
6  Adjectives :

Anagrams  7  potsake, tsepoka

Updated on 2020/07/31