Entry |
lelika
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tototra, voasarona: Lelika ny hady Feno: Leliky ny antsanga inty ny tanimbary Tsy mahalala ny fahorian' ny sasany intsony izy, fa efa leliky ny harena [1.1]
|
Explanations in French | Comblé, couvert: Lelika ny hady (Le fossé est comblé) ~ Leliky ny antsanga ny tanimbarinay (Notre rizière a été couverte par les alluvions) Comblé de biens, d'honneurs: Tsy mahatsiaro fahoriana izy, fa leliky ny voloa (Il ne pense p0as au malheur, parce qu'il a beaucoup d'argent) [1.3]
|
Examples | Ary ny tanimbary leliky ny fasika!
[2.470]
|
Morphology |
Simple : |
lelika,
leliky,
lelik' |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
lelika
|
Part of speech | interjection
|
Explanations in French | Lelika an! Nom d'un chien! Zut, alors! Lelika maty itỳ ! Quel connard! Lelika lahy itỳ ! Quel connard! Salaud [...] Lelika vavy itỳ ! Quelle connasse! Sal [...] [full text in 1.5]
|
|