Entry | 1 fempina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 feno, tampina [Taimoro]
[1.78] 4 Tampina, tsentsina, tsy misy hivoahana: Fempina ny arabe fa nisy lozam-piarakodia nitronga [1.1] |
Explanations in English |
5 stopped, impeded, suspended, filled, as a river by sand. See tampina. [1.2] |
Derivatives |
|
Updated on 2020/07/31 |