Entry (1/2) | 1 asorotany |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 anaran' ny volana fahefatra, reni-vintana eo amin' ny zorony atsimo-atsinanana. Ataon' ny mpanandro hoe farafara-akora koa ny anarany, nefa tsy fantatra mazava izay heviny amin' izany. [1.10] 4
5 Anaran' ny volana fahefatra amin' ny filaharan' ny volana malagasy merina, aorian' ny Adizaoza ary alohan' ny Alahasaty, ka ny toerana omena azy ao an-trano dia eo amin' ny zoron-trano atsimo atsinanana 6 Fanandroana: Vavany: raha tsy maty kely dia tratra antitra, omena olon-kafa havana fa andro mahery, tsy tezain-dray aman-dreny; vontony: tratra antitra; vodiny: tsara, manan-karena, raha tsy maty kely dia tratra antitra [1.1] |
Explanations in English |
7 the name of the fourth month of the Malagasy year. [Ar. As-saratanu - Cancer.] [1.2] |
Examples |
8 koa dia nody Antananarivo tamy ny andro Alakamisy 14 asorotany 1864. [2.59] |
Vocabulary |
9 Time 10 Religions, Beliefs |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs | 31 Proverbs containing the word asorotany |
Tables and plates |
32 Measure of Time |
Entry (2/2) | 33 asorotany |
Part of speech | 34 noun |
Explanations in Malagasy |
35 zana-pehintany avaratry ny fehibe [1.13] |
Explanations in French |
36 tropique du Cancer [1.13] |
Vocabulary |
37 Geography: (in general) |
Illustrations |
|
Updated on 2024/10/30 |