Entry | 1 hitsivolana |
Elementary words | 2 hitsy, volana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Didy ataon' ny Governemanta noho ny famindram-pahefana avy amin' ny Solombavambahoaka mpanao lalàna [1.1] 5 didy avoakan'ny filankevitry ny fitondram-panjakana, mandrapankatoavana azy ho lalana [1.13] |
Explanations in French |
6 ordonnances [1.13] |
Examples |
7 Araka izany, ny Governemanta dia manolotra ity Didy hitsivolana ity. [1.384#] 8 Havoaka amin' ny Gazetim-panjakan' ny Repoblika izao hitsivolana izao. [2.114#] |
Vocabulary |
9 Law |
Synonyms | 10 ordonansy |
Updated on 2023/06/02 |