Entry | 1 febroary |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Volana faharoa amin' ny taona araka ny fanisana andro vabiny atao hoe kalandrie; 28 no isan' ny andro amin' ny fevrie tsotra, fa 29 kosa isaky ny efa-taona, izany hoe amin' ny taona miafara amin' ny tarehi-marika azo zaraina / ny roa farany, oh. 1980 [1.1] |
Explanations in English |
4 February [3.1] |
Explanations in French |
5 février [3.1] |
Vocabulary |
6 Time |
Synonyms | 7 fevrie |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Tables and plates |
28 Measure of Time |
Updated on 2024/10/30 |