Entry | 1 diavolana |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Vocabulary |
3 Astronomy |
Explanations in Malagasy | 4 Fahazavana avy amin' ny volana: Mahafinaritra ny diavolana mangoratsaka 5 misy volana: Diavolana ny andro [1.1] |
Explanations in English | 6 [volana, the moon] moonlight. The former part of this word is probably from an obsolete root dia meaning brightness, purity, light. Comp. dio, zava. [Ar. Zaha, luxit splenduit; Heb. and Chal. ziv, splendour; Sansk. root div and dio, luxit, splenduit, from which is the Lat. divus and dues, as well as Jupiter (Joris), and the greek Zeus (Dios), dialos-deelos and delos, bright. Also the angels. Tiv; Goth. tius (cf. the Eng. Tuesday); Old Norweg. tyr (pl. tivar, gods), and Old German Zio is the same word] [1.2]7 moonlight [1.7] |
Explanations in French | 8 clair de lune [1.8] |
Examples |
9 Sembanin-drahona ny fenomanana ka toa mampitamby ny diavolana [2.470] 10 diavolana mangoratsaka no niainganay teo an-tseranan' i Toamasina, mba hanjono any afovoan-dranomasina any [2.471] |
Elementary words | 11 volana |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word diavolana |
Anagrams | 15 adilovana, diavolana, voadilana, voaladina |
Updated on 2023/06/02 |