|
|
|
|

Entry (1/3)1  faribolana
Elementary words  2  faritra, volana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Tsipika boribory feno tanteraka ka mitovy ny elanelan' ny teboka rehetra aminy amin' ny teboka iray eo afovoany [1.1]
Explanations in English  5  A circle, a circumference, a circuit [1.2]
6  a circle [1.7]
Explanations in French  7  cercle [1.8]
Examples  8  Nanao faribolana izahay ary niteny aho ka Robert Gagg no nandika teny ho amin' ny fiteny alema. [2.356#]
Vocabulary  9  Mathematics: geometry
Compound words 

Entry (2/3)15  faribolana
Part of speech  16  noun
Explanations in English  17  a children's game of making circles. [1.2]
Examples  18  Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao faribolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika. [2.5#]
Vocabulary  19  Game

Entry (3/3)20  fari-bolana
Part of speech  21  locution
Explanations in Malagasy  22  enti-milaza sary vorivory [1.1]

Anagrams  23  fari-bolana, faribolana, fari-bolana, faribolana

Updated on 2024/08/13