|
|
|
|

Entry1  volambita
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  anaran'ny volana faha-11 amin'ny taona [Tambahoaka] [1.78]
4  anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Aogositra [Bara] [1.78]
5  volana faha-11 amin'ny taona [Bezanozano] [1.78]
6  anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [Sihanaka, Tanosy] [1.78]
Examples  7  ny Sakave dia ho Asombola ny Volambita dia ho Adimizana; [2.113]
Vocabulary  8  Time
Compound words 
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  30  Proverbs containing the word volambita

Updated on 2024/10/30