Entry (1/2) | 1 vatravatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fahatongavana rodobe amin-kery 4 Filatsahana havandra na orana vaventy sady mahery fiavy [1.1] |
Explanations in English |
5 a shower, large drops of rain [1.2] 6 downpour of rain [1.7] |
Explanations in French |
7 action d'arrivée avec violence; grosse pluie [1.8] |
Vocabulary |
8 Meteorology |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 15 vatravatra |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 volana voalohany amin'ny taona (Janoary) [Taisaka]
[1.78] 18 volana faha-12 amin'ny taona, jonjo [Bara] [1.78] 19 volana faharoa amin'ny taona [Bezanozano] [1.78] 20 anaram-bolana faha-11 amin'ny taona [Sihanaka] [1.78] 21 volana voalohany amin'ny taona [Tanosy] [1.78] |
Explanations in English |
22 the ancient and provincial name of one of the months [Provincial]
[1.2] |
Examples |
23 ny vatravatra dia ho Adijady ny Asotry dia ho Adalo; [2.113#] |
Vocabulary |
24 Time |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Updated on 2024/10/30 |