|
|
|
|

Entry1  asotry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  volana fahatelo amin'ny taona [Tambahoaka] [1.78]
4  fararano, ririnina [Taimoro] [1.78]
5  tonontaona mangatsiaka, ririnina (may - jolay) [Taisaka] [1.78]
6  ririnina [Bara] [1.78]
7  volana fahenina amin'y taona [Bezanozano] [1.78]
8  volana iray amin'ny volana. Mahery varatra io volana io. Volana faha-12: Ny volana asotry no mamarana ny taona [Betsimisaraka] [1.78]
9  anaram-bolana voalohany amin'ny taona [Sihanaka] [1.78]
10  fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana [1.13]
Explanations in French  11  saison fraîche, d'avril à juillet [Taisaka] [1.82]
12  mois sakalava correspondant à décembre. [Tankarana] [1.19]
13  saison sèche [1.13]
Vocabulary  14  Time
Synonyms  15  sotry, main-tany
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  36  asotry, atsory, soraty

Updated on 2024/10/30