|
|
|
|

Entry1  zanvie
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Volana voalohany amin' ny taona araka ny fanisanandro vahiny antsoina hoe kalandrie; iraika amby telopolo no isan' ny andro amin' ny volana Zanvie [1.1#1055]
Explanations in English  4  January [3.1]
Explanations in French  5  janvier [3.1]
Examples  6  Ary dia mbola mandry eritreritra soa aman-tsara isika manatri-maso ny fahalevonan' ny Vatravatra, safary, hatsiha songonan' ny zanvie, febroary, martsa. [2.285#]
Vocabulary  7  Time
Synonyms  8  janoary
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  29  Measure of Time

Anagrams  30  vezina, zanvie

Updated on 2024/10/30