Entry | 1 ikala ratsy |
Elementary words | 2 Ikala, ratsy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 entina milaza zazavavy fetsifetsy na koa donendrinendrina tsy misy hitiavana azy [1.1] |
Examples |
5 Tsy angatra fa mba tsara tokoa ikalaratsy, saingy lasa solony sy sariny izy, tsy mahita ahy manjaitra kidoro eo an-dalantsara akory. [1.223#mg] |
Updated on 2023/10/20 |